Sitrano ny tenanao

Natao ho an’ireo olona tsy manam-potoana be loatra ity fiofanana ity. Taorian’ny niantombohan’ny valan’aretina COVID-19 dia nanapa-kevitra nanangana ity fampiofanana ity ireo mpampianatra tao amin’ny Usui Dentō Ryū School, izay toeram-pampiofanana mpitsabo matihanina. Ny Usui Spiritual Lernejo Foundation no mitantana izany sekoly izany. Fomba fanao vitsivitsy avy tao amin’ny rafitra fototry ny Usui Reiki Ryoho no nosafidin’izy ireo hatao ao anatiny.

Anatin’izany fiofanana izany dia fomba fanao enina no hianaranao ao anatin’ny ora vitsy:

  • Ny iray dia ilaina amin’ny fitsaboana aretina mahery vaika
  • Ny iray dia manampy amin’ny karazana aretina rehetra avy amin’ny virosy sy ny bakteria
  • Ny telo dia manampy amin’ny fikolokoloana ny fahasalamana sy mampitombo ny hery fiarovan’ny vatana
  • Ny farany kosa dia tsy ambara izao fa ho fantatrao eo ihany!

Mpitsabo matihanina sy manana traikefa lalina amin’ny resaka fitsaboana sy fitsaboan-tena avy ao amin’ny Usui Dentō Ryū School no manome ny fiofanana.

Maninona miofana miaraka aminay?

^

Hiofana miaraka amin’ireo mpitsabo matianina ao amin’ny sekoly Usui Dentō Ryū ianao. Aman-taonany maro no nitsabony olona ary manana traikefa maro zareo

^

Amin’ny fiteny espagnol, anglisy, alemàna ary esperanto ny fiofànana ary afaka havadika amin’ny fiteny hafa. Ny tanjona dia afaka misafidy fiteny maro any aoriana.

^

Maharitra telo hatramin’ny efatra ora ny fiofànana fa tsy hodiso fanantenana ianao. Tsapa mantsy fa tsy manampotoana loatra intsony ny olona amin’izao vanompotoana izao.

^

Afaka manaraka ny fiofànana tsotra ianao ary azo hovaina mian-dàlana izany isaky ny tapitra ny fotoana iray

^

Afaka mifandray amin’ny mpampianatra sy mpiofana hafa ianao

^

Ny boky fiofànana dia azo vakiana amin’ny fiteny miisa 45

^

Manampy anao tsara izahay amin’ny fanaovana “méditation”

^

Afaka mamonjy anay ianao rehefa makany Japon izahay

^

Afaka miara-miasa amin’ny olona mahafinaritra ianao eo an-toerana na amin’ny alàlan’ny aterineto

^

Ho tafiditra mpikambana anaty ekipa lafatra ianao. Efa hatramin’ny 2008 izahay no niofàna

^

Ny tanjona dia hampitombo ny mpikambana mpiofàna maneran-tany amin’ny toerana mahafinaritra

^

Ny taratasy fanamarinana dia mijanona anaty aterineto ary azonao alaina foana na afaka folo taona aza.

^

Afaka manatrika ny lanonana ataonay amin’ny aterineto ianao

^

Ary maro ny zavatra hafa vao manomboka!

Our training locations

Budapest

Canary Islands

Florida

Panama

Where to next?

Bali?

Bangkok?

Singapore?

Our teachers

Learn from the professional healers of Usui Dentō Ryū

Dae Chong

Panama, Central America

Spanish, Esperanto

Kikyō

Panama, Central America

English, Spanish

Seijin

Canary Islands, Spain, Europe

English, Spanish, German, Italian

Rita Szeles

Florida, USA

English

Gabor Toth

Florida, USA

English

Jozsef Szazdi

Hungary, Europe

English, German, Hungarian

Maria Balint

Hungary, Europe

English, Esperanto, Hungarian

Andras Torma

Hungary, Europe

English, Hungarian

Vera Monos

Hungary, Europe

English, Hungarian

Tsy handrinay ny handray anao sy hizara aminao ity fomba fitsaboana mahagaga ity!

Ireo mpitsabo ao amin’ny Usui Spiritual Lernejo Foundation

Social Share Buttons and Icons powered by Ultimatelysocial